21/11/2025
Rehefa nataoko ny kajy dia manome 1.643 Lavitrisa ny vola niala tamin'ny Cryptomonnaie tamin'ny Alakamisy 20 Novambra 2025 teo.
Ireo Institutions no nanatontosa an'io retrait bevata io. Taorian'io dia madio tanteraka ao ambany ao. Izany hoe tsisy intsony ny liquidation ao ambany ao fa tonga dia madio tanteraka.
Azo heverina ny fiakaran'ny BTC manomboka amin'ny herinandro ambony eo raha izao donnée izao.
Aza adino mizara ny pejintsika hatrany.
21/11/2025
Rehefa namaky 100k BTC dia nikitika 98K ary rehefa vaky ilay 98K dia nilatsaka any amin'ny 85K.
Tena efa manakaiky ny support BTC amin'io prix 85K io.
Maro no mieritreritra ny hividy amin'io 85K-83K.
Ianao koa ve manaraka ankaiky ny vidin'ny Cryptomonnaie, indrindra BTC? sa tsy mahaliana anao izany?
Zarao anaty commentaire ary ny hevitrao dia aza adino mizara ny pejy.
20/11/2025
Mba misy naharaka ve ilay NFP teo?
Zahay tato very tanteraka.
🤣🤣
20/11/2025
Inona no itanao tena nampiavaka tsena cryptomonnaie tamin'ity taona ity?
20/11/2025
Dépôt et retrait USDT disponible.
Contact: 0342858025; 0320610945.
20/11/2025
Nanao retrait maherin'ny $600M BlackRock tamin'ny 19 Novambra 2025 lasa teo.
19/11/2025
Just in: 1BTC $88000.
85K loading.
19/11/2025
BTC réclame encore 89K après le retrait effectué par l'institution BlackRock.
19/11/2025
Nisy fotoana tena sarotra taminay ny mitady entry SHORT na SELL amin'ny trading.
Eny, tena maro ny trader tsy zatra SELL ao koa ireo tsy zatra BUY. Teto amin'ireto historique ireto dia nanamafy trade SELL izahay.
Ny marché koa tsy mitsahatra manome lesona hatrany.
Discipline:
-Tsy miditra raha tsy amin'ny zone azo antoka(PATIENCE).
-SL/ TP tsy maintsy apetraka.
-Rehefa SL indroa na in-telo dia akatona ny machine.
-Tsy mahazo manao over sy revenge Trade.
Mbola misy maromaro fa ireo aloha anisany tena ampiharina hatreto.
Tsy tonga lafatra na tapi-pahaizana akory fa mba mizara pérformance.
Bon trade ary mirary soa antsika rehetra ny Admin.
19/11/2025
Inona no Cryptomonnaie hantenaina hanao an'izao amin'ity volana ity na Desambra ka hametrahanao vola?
Alatsaho anaty commentaire mba ho itantsika.